top of page

Mianatra ampifaliana

Fitaovana mety hanampy anao hampita sy hampianatra ny teny malagasy amin'ny zaza ireto manaraka ireto. Afaka alainao  maimaimpoana daholo

 Ampitiavana Be mihitsy  

biby.png

Ahitanao ireo karazana biby fahita anaty boky mahazatra, toy ny elefanta, rajako, sns

ireo karazana voankazo sy legioma amin'ny teny malagasy.

voankazo.png
LOKO.png

Ireo karazana loko amin'ny teny malagasy ho an'ny zazakely manomboka 1 taona.

Sady mianatra ny anarana voankazo no mianatra mampiasa ny loko. Ho an'ny zaza 2 taona no miakatra.

voankazo (1).png
bottom of page